|
|
|
|

Entrée1  tsy roa aman-tany
Mots élémentaires  2  tsy, 3  roa, 4  amana, 5  tany
Partie du discours  6  locution
Exemples  7  Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao. [2.470]
8  Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472]

Mis à jour le 2024/12/07